|
|
|
|

Entrée1  fanekena
Radical  2  eky
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [1.1]
5  fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [1.13]
Explications en anglais  6  a treaty, an agreement, a covenant. [1.2]
7  an agreement, a contract, a treaty [1.7]
Explications en français  8  accord, contrat, traité [1.8]
9  acceptation [1.13]
Exemples  10  Natao tao Sarimasy ny fanekena. [2.508#]
11  Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona. [1.436#]
Tous les mots composés  12  2 combinaisons de ce mot
Autres orthographes  13  fanaikena
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot
Article  15  Randzavola: fanekena ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/08