Entrée fanehoana (seho)
Partie du discours nom
Définition malgache Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy [Rajemisa 1985]
Traduction française représentation, présentation, expression [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31