Entrée fanehana (eka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona [1.1]
Explications en français L'action de serrer, d’appeler [1.3]
Exemples Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely. [2.588]

Mis à jour le 2023/02/27