Entrée | 1 fandritra |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Radical | 3 ritra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |