|
|
|
|

Teny iditra1  fandrehofana
Fototeny  2 rehoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu’on peut rejeter en expectorant, manière d’expectorer. [1.3#523]
Ohatra  6  Ny tapa-tsihy eo anoloany no nosongainy nataony fandrehofana. [2.285#]
7  Nohatonin' i Noro, vadin' i Laibory, na Rasoa, reniny, nasiany, ambanin' ny vavany, lovia feno arina, natao fandrehofana. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12