|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefiala
Singan-teny  2 fandrefy, 3 ala
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 espèce d'aspic [1.54]
Ohatra  8  Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [2.643]
Voambolana  9  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  10 pily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12