|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefesan-kaambo
Singan-teny  2 fandrefesana, 3 haambo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 nivellement. [1.13]
Tovy hevitra  7 fandrefesana haambo, lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12