Entrée fandrefesana (refy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy [1.1]
Explications en français Mesure, mesurage [1.13]
Exemples 
1Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana. [2.356]
2eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436]
3Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508]
Mots composés 
Articles 

Mis à jour le 2023/08/11