Entrée | 1 fandrarahana |
Radical | 2 raraka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |