| Entrée | 1 fandefasana |
| Radical | 2 lefa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ? Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the act of setting free; sending, shipping [1.7] |
| Explications en français |
6 action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [1.8] |
| Exemples |
7 Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo?
[2.445#]
8 fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany. [2.424#] |
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 10 fandefana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|