|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanday
Fototeny  2 lay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Biby kely lavalava sady malemilemy misy lay, izay miofo ho lolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [root lay, a nettle.] A species of hairy caterpillar. [1.2]
6 a caterpillar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 chenille [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/2)9  fanday
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (de lay : poils, duvets) Nom donné à diverses plantes ayant une pilosité particulièrement visible. Notamment : Byttneria melleri Baker (Malvaceae), Triumfetta pilosa Roth. (Malvaceae). Plantes qui fournissent des fibres de corderie. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 andafy, 16 fadina, 17 fanady, fanday, 18 fandia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09