|
|
|
|

Teny iditra1  fandavorariana
Fototeny  2 lavorary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Le perfectionnement, l’accomplissement [1.3#394]
6 finition [1.13]
Ohatra  7  Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606#]
8  Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09