Entrée fandamaka (lamaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha [Rajemisa 1985]
Définition française la manière de niveler [Abinal 1888]

2012/03/03