Entrée fandalo-drary
Mots élémentaires fandalotra ; rary
Partie du discours locution
Explications en malgache Vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara [1.1]
Explications en anglais [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc. [1.2]
Exemples Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara; [2.69]

Mis à jour le 2023/09/09