Entrée | fandady (lady) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina mandady, izany hoe mikisaka amin' ny tany, mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana, mananika [1.1] | |
Explications en français | La manière de ramper [1.3] | |
Mis à jour le 2023/03/03 |