|
|
|
|

Teny iditra1  fanatitra
Fototeny  2 atitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba enti-manatitra.
5 Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana.
6 Sorona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 an offering. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 offrande. [1.3, 1.8]
9 Présent, ce qui est digne d’être offert.
10 manière de conduire. [1.3]
Ohatra  11  Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana. [2.245]
Lahatsoratra  12 Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13 fanatitra, 14 fanitatra, 15 fitantara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12