|
|
|
|

Teny iditra1  fanasalisaliana
Fototeny  2 saly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka. [1.1]
Tovy hevitra  5 fanasaliana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12