Entrée fanasaliana (saly)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
 Fanatanitanihana amin'ny afo [1.13]
Explications en français Fumage [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes fanasalisaliana

Mis à jour le 2023/01/20