| Entrée | 1 fanasabodehana | 
| Radical | 2 sabodika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |