|
|
|
|

Teny iditra1 fanaovana
Fototeny  2tao
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanamboarana: Fanaovana latabatra
Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
Fahariana: Fanaovana sary, laha teny [1.1]
5 fanomezana bika zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)
action de mettre, de placer
l'action d'appeler, de donner un nom, de dire
la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour [1.3]
8 action, instrument pour faire [1.5]
9 façonnage [1.13]
Ohatra  10 Andro araonoan' omby no fanaovana. [1.437#]
11 Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353#]
12 Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245#]
Haiendriteny 
13 Tsotra :
14 Tovonana :
Mpanahaka  15 fanamboarana
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 fanaovana, 19 fanoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02