|
|
|
|

Teny iditra1  fananimpitoloha
Singan-teny  2 fanany, 3 fito, 4 loha
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre [1.54]
Ohatra  8  ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
9  Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Voambolana  10  Finoana
Tsipelina hafa  11 fananompitoloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12