|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanandrana
Fototeny  2 andrana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha.
5 Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer. [1.3#39]

Teny iditra (2/4)7  fanandrana
Fototeny  8 tandra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fanongotana amin' ny tandra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause. [1.3]

Teny iditra (3/4)12  fanandrana
Fototeny  13 tandra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy. [1.1]

Teny iditra (4/4)16  Fanandrana
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -18.2666667+49.2666667
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  19 fanandrana, Fanandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08