Entrée | 1 fanampina |
Radical | 2 tampina |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina manampina, manentsina Azo tampenana [1.1] |
Exemples |
5 Raha azo atao dia omeo fanampina zinc ny zazakely na zaza voan'ny aretim-pivalanana
[2.424#]
|
Anagrammes | 6 fampañina, 7 fanampina, 8 fañimpaña, 9 mpanafina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |