|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanambosiana |
| Fototeny | 2 ambosy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 famporisihana, fitaomana, fanangolena.
[1.1] 5 Famokisana teny olona mba hihetsehany, ka hanoherany zavatra. [2.285] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action d’exciter, le moyen, le motif.
[1.3#30] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|