Entrée fanamarihana amin' ny refy venty (marika, amy, refy, venty)
Partie du discours expression
Définition malgache fametahana teti-drefy eo amin'ny fitaovana iray [SLP 1986]
Définition française étalonnage: Fanamarihana fanipihana iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une règle) ~ Fanamarihana goro iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'un vase) ~ Fanamarihana tavoahangy iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une bouteille) [SLP 1986]

2013/11/04