| Entrée | 1 fanamarihana |
| Radical | 2 marika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fisintonana ny saina amin-javatra maningana famantarana manokana [1.13] |
| Explications en français |
5 remarque marquage [1.13] |
| Exemples |
6 Misy fanamarihana tsy maintsy atao.
[4.27#]
7 Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#] 8 Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#] |
| Tous les mots composés | 9 3 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 10 fahamanirana, 11 fahamarinana, 12 fahamiranana, 13 fanamarihana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|