|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanalolahy
Singan-teny  2 fanalo, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 mahery fo. [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]
6 miaramila mpitondra lefona. [Taimoro, Taisaka] [1.78]
7 mpiady. [Taimoro, Taisaka, Tanosy] [1.78]
8 miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a spearsman. [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/2)10  fanalolahy
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  12 très adroit. [1.3]

Fivaditsoratra  13 fanalolahy, 14 fanolalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12