|
|
|
|

Teny iditra1  fanakalozana
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta.
5 Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 barter, exchange. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 troc, échange. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11