Entrée Fanahy Masina (ahy, hasina)
Partie du discours locution
Définition malgache Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
¶ Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the Holy Spirit, the third person of the Trinity. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31