|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanahana
Fototeny  2 ahana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka. [1.1]

Teny iditra (2/3)5  fanahana
Fototeny  6 haha
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 L’action de délier, de démonter, de dévisser. [1.3#204]

Teny iditra (3/3)10  fanahàna
Fototeny  11 taha
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fanomezana zavatra hatao taha na onitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 l'action de donner une compensation, le motif. [1.3#643]

Fivaditsoratra  15 fahanana, 16 fanahàna, fanahana, 17 hafanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10