|
|
|
|

Entrée1  fanafiana
Radical  2  tafy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanomezana akanjo, fitafiana: Ny fanafiana an' io zaza io no hanahirana ahy, fa ny momba ny sakafony, izay haninay ve tsy hohaniny ? [1.1]

Anagrammes  5 fanafiana, 6 faniafana, 7 fiafanana

Mis à jour le 2025/09/12