|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanafahana |
| Fototeny | 2 afaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 la délivrance, l'affranchissement, l'exemption, le moyen, le motif, le lieu, le temps.
[1.3] |
| Ohatra |
5 fanafahana no fihetseham-po nameno ny daholo.
[2.472]
|
| Teny iditra (2/2) | 6 Fanafahana |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fialana tany Ejipta. Manazava ny fialan' ny Vahoaka Hebreo avy tany Ejipta teo ambany fitarihan' i Mosesy.
[2.611] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 Exodus.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Exode.
[3.1] |
| Voambolana | 11 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 12 eksaody, eksaody, eksaody, eksodosy, eksodosy, eksodosy |
| Fivaditsoratra | 13 fanafahana, Fanafahana, 14 fanahafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|