Entrée fanadihadiana (hadihady (hady))
Partie du discours nom
Explications en malgache Famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana [1.62]
Explications en français Information, action de scruter [1.3]
 Enquête [1.13]
Exemples 
1sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana. [2.436]
2Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny. [2.117]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/01