|
|
|
|

Teny iditra1  fanabe
Fototeny  2 be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qui mérite d’être agrandi [1.3#77]
Ohatra  6  Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany. [2.996#]
7  Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12