|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fampitaha
Fototeny  2 taha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 A children's game. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre [1.3]
Ohatra  7  Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69]
8  Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [2.117]
Voambolana  9  Kilalao

Teny iditra (2/3)10  fampitaha
Fototeny  11 taha
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 façon de faire soigner [Vezo] [1.68]

Teny iditra (3/3)14  Fampitaha
Singan-teny  15 fampitaha
Sokajin-teny  16  anarana (gazety)
Voambolana  17  Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  18 fampahita, Fampitaha, fampitaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13