|
|
|
|

Teny iditra1  fampiroboroboana
Fototeny  2 roborobo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 actionde se développer, de remdre prospère. [1.5]
Ohatra  5  mihaino ny zava-manahiran-tsaina ny mponina ary mamporisika ny fampiroboroboana ny orinasa tsy miankina amin’ny Fanjakana eo anivon’ny Fokontany; [4.27]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12