|
|
|
|

Entrée1  fampieritreretana
Radical  2  eritreritra
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Ny Sasy, hira fampieritreretana an-karatsiana (fanao raha miari-tory am-pahafatesana [2.245#104]
5  Fahendrena lalina izany : mitoky amin' ilay hoe "ny marina tsy mba maty" , ka tsy mila an-drezatra fa fampieritreretana ihany [2.285#82]
6  Izany no mahatonga ny Malagasy, raha mananatra olona, hanao teny fampieritreretana hoe: " Ny hahasoa anao ihany anie, rahavako! [2.296#64]

Mis à jour le 2025/09/13