|
|
|
|

Entrée1  fampakaram-bady
Mots élémentaires  2  fampakarana, 3  vady
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
Explications en anglais  6  [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2]
7  a wedding [1.7]
Explications en français  8  mariage [1.8]
Exemples  9  Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#]
Synonymes  10  mariazy, fampakarana

Mis à jour le 2025/09/12