|
|
|
|

Teny iditra1  famorina
Fototeny  2 vorina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamorina, mangorona kofehy ho vita kibory.
5 Azo avorina, ahorona ho kibory. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famorina, 7 fanamory, 8 manifora, 9 mifañaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12