Entrée famongorana (fongotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara [1.1]
Explications en français Action de ruiner, d’exterminer [1.3]
Exemples 
1Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo. [1.384]
2Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/06