|
|
|
|

Teny iditra1  famohamandry
Singan-teny  2 famoha, 3 mandry
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Mod. s. from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. See lakilosy. [1.2]
7 an alarm clock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 réveille-matin [1.8]
Ohatra  9  Nisy toy ny famohamandry nikiririna tampoka. [2.332#]
Lahatsoratra  10 Randzavola: famohamandry ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12