|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famoha
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever [1.3#179]
Kamban-teny rehetra  5 famohamandry

Teny iditra (2/3)6  famoha
Fototeny  7 voha
Sokajin-teny  8  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Fomba entina mamoha
10 Azo vohaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir [1.3#846]
12 qui sert à ouvrir. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  13  Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra. [2.499#]
14  Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; [1.406#]

Teny iditra (3/3)15  famoha
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 arbre [Tankarana] [1.19]
Voambolana  18  Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  19 famaho, famoha, 20 Hofama, 21 mahofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09