| Entrée | 1 famerezana |
| Radical | 2 very |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana [1.1] |
| Explications en français |
5 L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause [1.3#827] |
| Exemples |
6 Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka
[2.366#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|