|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famelona
Fototeny  2velona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamelona
Azo velomina [1.1]
Ohatra  5 Atao ahoana no ho famelona ny Malagasy amin' ny fahefana? [2.285]

Teny iditra (2/2)6 famelona
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazan-kazo tsara volo atao haingon-drafitra, izay atao hoe koa raiheka. Ny famelona dia nampiasaina tamin' ny fitsitsihana ny zaza noforana taloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 A tree which affords a beautiful wood used in ornamental work. The seeds (or fruits?) are used by Sakalava children as charms in the form of bracelets and necklaces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 nom d'une espèce d'arbre. Gambeia madagascariensis. [Tankarana] [1.19]
11 (de velona : vivant, qui pousse activement quand il s'agit des plantes). Nom donné à plusieurs arbres à croissance rapide. Ce sont notamment :
Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae). [Tsimihety, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae) et sa variété Gambeya boiviniana var. lavanchiana Aubrév. (Sapotaceae) [Sakalava, Tankarana]
Donella fenerivensis Aubrév. (Sapotaceae). Ces arbres fournissent de beaux bois d'oeuvre, jaunes ou rougeâtres. On en fait des meubles, des roues de charrette, etc. Les fruits sont comestibles, mais d'un goût médiocre. Latex parfois employé pour capturer les petits oiseaux (gluaux). Voir aussi voampamelona, raiheka. [Betsimisaraka] [1.196]
12 appellation botanique: Chrysophyllum boivinianum, Baehni [2.612]
Voambolana  13 Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  14rehiaka, voantsikidy
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08