|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fambolena |
| Fototeny | 2 voly |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
5 Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de)
[1.13] 7 action de planter, de cultiver [1.196] |
| Ohatra |
8 Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
[2.332#27]
9 Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117#105] |
| Voambolana | 10 Toe-karena: fambolena |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 12 Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|