|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famaky
Fototeny  2 vaky
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamaky
5 Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  famaky
Fototeny  9 vaky
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 An axe, a hatchet. [1.2]
13 an ax, a cleaver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 hache [1.3#802, 1.8]
Ohatra  15  Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#]
16  Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#]
Voambolana  17  Fitaovam-piasana
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  20 Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  famaky, 21 mifakà, mifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21