| Entrée | 1 famafazana |
| Radical | 2 fafy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanapariahana voa amin' ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin' ny tanana mba hoenti-manamasina [1.1] |
| Explications en français |
5 semailles [1.13] |
| Vocabulaire | 6 Economie: agriculture |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|