|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faly ambonin-doza |
| Singan-teny | 2 faly, 3 ambony, 4 loza |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 faly alohan' ny fotoana ka tsy mbola azo antoka akory ny antony nifaliana dia nivadika ho alahelo sahady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 [ambony, above, loza, danger.] Delight before the danger is past, premature joy.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|