|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahoriana |
| Fototeny | 2 ory |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina: Latsaka ao anatin' ny fahoriana izy
5 Loza, voina, fahafatesan-kavana: Azom-pahoriana ny fianakaviany ~ Mamangy anareo amin' ny fahoriana izahay, tompoko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 trouble, calamity, distress.
[1.2] 7 suffering [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 affliction, pauvreté, malheur
[1.3] 9 souffrance [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 afahirano, fahoriana, 16 fiahorana, 17 fihaorana, 18 fiharoana, 19 fihoarana, 20 firoahana, 21 ifoharana, 22 iharofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|