|
|
|
|

Teny iditra1  fahatondrahana
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Marina, fa amin' ny fahatondrahan' ny rano be, dia tsy hahatratra azy izany. [2.996]
5  Miankina amin'io fahatondrahana io izany ny fandehan'ny fambolena sy ny fihetsiky ny mponina. [2.606]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29